Lioka 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Na ny vovoky ny tanànanareo izay manaraka ny tongotray aza, dia fafanay mba hiampanga anareo.+ Fantaro anefa fa manakaiky ny Fanjakan’Andriamanitra.’ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:11 w98 1/3 30 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:11 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1998, p. 30
11 ‘Na ny vovoky ny tanànanareo izay manaraka ny tongotray aza, dia fafanay mba hiampanga anareo.+ Fantaro anefa fa manakaiky ny Fanjakan’Andriamanitra.’