Lioka 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Hahita loza ianao, ry Korazina! Hahita loza ianao, ry Betsaida! Raha tany Tyro sy Sidona mantsy no nanaovana an’ireny fahagagana natao tao aminareo ireny, dia ho efa ela ry zareo no nibebaka ka nipetraka nanao akanjo gony sy nihosina lavenona.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:13 w89 1/10 16-17 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:13 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1989, p. 16-17
13 “Hahita loza ianao, ry Korazina! Hahita loza ianao, ry Betsaida! Raha tany Tyro sy Sidona mantsy no nanaovana an’ireny fahagagana natao tao aminareo ireny, dia ho efa ela ry zareo no nibebaka ka nipetraka nanao akanjo gony sy nihosina lavenona.+