Lioka 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Faly ireo mpianatra 70 rehefa niverina, ka niteny hoe: “Tompo ô, na ny demonia aza manaiky anay rehefa mampiasa ny anaranao+ izahay.” Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:17 gt toko 72 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1988, p. 17
17 Faly ireo mpianatra 70 rehefa niverina, ka niteny hoe: “Tompo ô, na ny demonia aza manaiky anay rehefa mampiasa ny anaranao+ izahay.”