-
Lioka 13:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hoy àry izy tamin’ny mpikarakara tanimboaloboka: ‘Efa telo taona aho izao no tonga nitady voa tamin’ity aviavy ity, fa tsy nahita mihitsy. Kapao any io! Maninona io no avela hibahan-toerana fotsiny eo, dia lasa tsy azo ampiasaina ny tany?’
-