Lioka 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoatran’ny voan-tsinapy* nalain’olona izy io, ka namboleny tao an-jaridainany, ary naniry ka lasa hazo. Dia nanao akany teny amin’ny sampany ny voro-manidina.”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:19 w08 15/7 17-19, 21; g96 8/8 22 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:19 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2008, p. 17-19, 21 Mifohaza!,8/8/1996, p. 22
19 Hoatran’ny voan-tsinapy* nalain’olona izy io, ka namboleny tao an-jaridainany, ary naniry ka lasa hazo. Dia nanao akany teny amin’ny sampany ny voro-manidina.”+