Lioka 13:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa mitsangana mantsy ny tompon-trano ka manidy varavarana, dia ho tavela any ivelany ianareo ka handondòna ao am-baravarana sady hiteny hoe: ‘Tompo ô! Mba vohay izahay.’+ Izao anefa no havaliny anareo: ‘Tsy fantatro hoe avy aiza ianareo.’ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:25 jy 192; gt toko 82; w89 1/3 8 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:25 Jesosy no Lalana, p. 192 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1989, p. 815/4/1986, p. 11
25 Rehefa mitsangana mantsy ny tompon-trano ka manidy varavarana, dia ho tavela any ivelany ianareo ka handondòna ao am-baravarana sady hiteny hoe: ‘Tompo ô! Mba vohay izahay.’+ Izao anefa no havaliny anareo: ‘Tsy fantatro hoe avy aiza ianareo.’