Lioka 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hanomboka hilaza ianareo hoe: ‘Nihinana sy nisotro niaraka taminao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay ianao.’+ Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:26 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1986, p. 11-12
26 Dia hanomboka hilaza ianareo hoe: ‘Nihinana sy nisotro niaraka taminao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay ianao.’+