10 Fa rehefa misy manasa anao kosa, dia mandehana maka ny toerana aoriana indrindra. Amin’izay rehefa tonga ilay nanasa anao, dia hiteny aminao hoe: ‘Tsy aleo ianao, ry namana, mandroso etsy aloha kokoa?’ Dia hahazo voninahitra eo imason’ireo rehetra niara-nasaina taminao ianao.+