-
Lioka 14:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hoy koa izy tamin’ilay nanasa azy: “Rehefa manasa olona hisakafo antoandro na hisakafo hariva ianao, dia aza ny namanao na ny rahalahinao na ny havanao na ny mpiara-monina aminao manankarena no asaina. Mety hanasa anao koa mantsy ry zareo, ka ho voavaly izay nataonao.
-