Lioka 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hovoriny ny namany sy ny mpiara-monina aminy rehefa tonga any an-tranony izy, ka hilazany hoe: ‘Miaraha mifaly amiko, fa efa hitako ilay ondriko very.’+
6 Dia hovoriny ny namany sy ny mpiara-monina aminy rehefa tonga any an-tranony izy, ka hilazany hoe: ‘Miaraha mifaly amiko, fa efa hitako ilay ondriko very.’+