Lioka 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa na manota aminao impito aza izy ao anatin’ny indray andro, ka miverina impito eo aminao ary miteny hoe: ‘Mifona* aho’, dia tsy maintsy mamela azy ianao.”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:4 jy 210; g95 8/10 26 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:4 Jesosy no Lalana, p. 210 Mifohaza!,8/10/1995, p. 26
4 Fa na manota aminao impito aza izy ao anatin’ny indray andro, ka miverina impito eo aminao ary miteny hoe: ‘Mifona* aho’, dia tsy maintsy mamela azy ianao.”+