Lioka 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy ny Tompo: “Raha manana finoana ianareo, na faran’izay kely hoatran’ny voan-tsinapy aza, ary hiteny amin’itsy voaroihazo itsy hoe: ‘Miongota ary maniria any an-dranomasina!’, dia hankatò anareo izy.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:6 g96 8/8 22 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:6 Mifohaza!,8/8/1996, p. 22
6 Dia hoy ny Tompo: “Raha manana finoana ianareo, na faran’izay kely hoatran’ny voan-tsinapy aza, ary hiteny amin’itsy voaroihazo itsy hoe: ‘Miongota ary maniria any an-dranomasina!’, dia hankatò anareo izy.+