-
Lioka 17:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Andao hatao hoe manana mpanompo miasa tany na miandry ondry ianareo. Rehefa mody avy any an-tsaha izy, dia iza aminareo no hilaza aminy hoe: ‘Avia, tonga dia mipetraha hisakafo eo amin’ny latabatra’?
-