-
Lioka 18:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Ary nibedy azy ny olona teny aloha sady niteny azy mba hangina, nefa vao mainka izy niantsoantso mafy hoe: “Ry Zanak’i Davida ô, mba iantrao aho!”
-