Lioka 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia niantso folo lahy tamin’ny mpanompony izy, ka nomeny folo mina* izy ireo. Ary hoy izy: ‘Ampiasao hanaovana raharaham-barotra ireny mandra-pahatongako.’+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:13 nwt 1897, 1987; jy 232; gt toko 100; w90 1/1 8 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:13 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 232 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1896-1897, 1987 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1990, p. 8
13 Dia niantso folo lahy tamin’ny mpanompony izy, ka nomeny folo mina* izy ireo. Ary hoy izy: ‘Ampiasao hanaovana raharaham-barotra ireny mandra-pahatongako.’+
19:13 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 232 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1896-1897, 1987 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1990, p. 8