-
Lioka 19:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Nanomboka nifaly daholo ny mpianatra maro be, raha vao nanakaiky an’ilay lalana midina amin’ny Tendrombohitra Oliva izy. Ary nidera an’Andriamanitra tamin’ny feo avo izy ireo, noho ny fahagagana rehetra hitany,
-