Lioka 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa tonga ny fotoam-piotazana, dia naniraka mpanompo ho any amin’ny mpamboly izy mba haka amin’ny vokatry ny tanimboaloboka. Nalefan’izy ireo nody maina anefa ilay mpanompo, rehefa avy nokapohiny.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:10 jy 246-247; gt toko 106; w90 1/4 8-9 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:10 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 246-247 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1990, p. 8-9
10 Rehefa tonga ny fotoam-piotazana, dia naniraka mpanompo ho any amin’ny mpamboly izy mba haka amin’ny vokatry ny tanimboaloboka. Nalefan’izy ireo nody maina anefa ilay mpanompo, rehefa avy nokapohiny.+