Lioka 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia naniraka mpanompo hafa indray ilay lehilahy. Nokapohin’izy ireo koa izy io sady nalany baraka* ary nalefany nody maina.
11 Dia naniraka mpanompo hafa indray ilay lehilahy. Nokapohin’izy ireo koa izy io sady nalany baraka* ary nalefany nody maina.