Lioka 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa nijery tsara azy ireo i Jesosy sady niteny hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra’?*+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:17 w17.12 9-10 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:17 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2017, p. 9-10
17 Fa nijery tsara azy ireo i Jesosy sady niteny hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra’?*+