Lioka 20:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanontany an’i Jesosy izy ireo hoe: “Mpampianatra ô, fantatray fa marina ny teninao sy ny fampianaranao, ary tsy mijery tavan’olona* ianao, fa marina ny fampianaranao momba an’Andriamanitra. Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:21 jy 250; gt toko 108; w90 1/5 8 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:21 Jesosy no Lalana, p. 250 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1990, p. 8
21 Ary nanontany an’i Jesosy izy ireo hoe: “Mpampianatra ô, fantatray fa marina ny teninao sy ny fampianaranao, ary tsy mijery tavan’olona* ianao, fa marina ny fampianaranao momba an’Andriamanitra.