Lioka 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Fa alohan’ny hitrangan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika anareo ny olona,+ ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja. Hoentina eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora ianareo, noho ny anarako.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:12 w96 15/7 30 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:12 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1996, p. 30
12 “Fa alohan’ny hitrangan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika anareo ny olona,+ ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja. Hoentina eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora ianareo, noho ny anarako.+