-
Lioka 22:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia nanaiky izy, ary nanomboka nitady an’izay fotoana mety tsara hamadihany an’i Jesosy ka hanolorany azy amin’izy ireo, rehefa tsy misy olona.
-