Lioka 22:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hoy anefa izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia efa handa intelo ianao hoe tsy mahalala ahy.”+ Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:34 Fandalinana, Boky 2,
34 Hoy anefa izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia efa handa intelo ianao hoe tsy mahalala ahy.”+