Lioka 22:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Tsy tapitra akory anefa ny teniny, dia ireny fa nisy vahoaka be tonga. Ary nitarika azy ireo ilay lehilahy atao hoe Jodasy, ilay anisan’ny 12 Lahy. Dia nanatona an’i Jesosy izy mba hanoroka azy.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:47 jy 284; w91 15/1 8; gt toko 118 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:47 Jesosy no Lalana, p. 284 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/1991, p. 8
47 Tsy tapitra akory anefa ny teniny, dia ireny fa nisy vahoaka be tonga. Ary nitarika azy ireo ilay lehilahy atao hoe Jodasy, ilay anisan’ny 12 Lahy. Dia nanatona an’i Jesosy izy mba hanoroka azy.+