Lioka 22:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Taoriana kelin’izay dia nisy olon-kafa indray nahita azy, ka niteny hoe: “Naman-dry zareo koa ianao.” Fa hoy i Petera: “Tsy naman-dry zareo aho.”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:58 w91 15/2 8; gt toko 120 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:58 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1991, p. 8
58 Taoriana kelin’izay dia nisy olon-kafa indray nahita azy, ka niteny hoe: “Naman-dry zareo koa ianao.” Fa hoy i Petera: “Tsy naman-dry zareo aho.”+