Lioka 22:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Dia nitodika ny Tompo ka nijery an’i Petera. Ary tsaroan’i Petera ilay tenin’ny Tompo taminy hoe: “Mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia handa ahy intelo ianao.”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:61 jy 288; ia 196; w10 1/4 21; w91 15/2 8; gt toko 120 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:61 Jesosy no Lalana, p. 288 Tahafo, p. 196 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2010, p. 2115/2/1991, p. 8
61 Dia nitodika ny Tompo ka nijery an’i Petera. Ary tsaroan’i Petera ilay tenin’ny Tompo taminy hoe: “Mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia handa ahy intelo ianao.”+