-
Lioka 23:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa vao mainka izy ireo nanizingizina hoe: “Mampirisika ny vahoaka hikomy izy rehefa nampianatra eran’i Jodia, nanomboka hatrany Galilia ka hatratỳ.”
-