Lioka 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ka hoy izy: “Nentinareo teto amiko ity lehilahy ity, dia nolazainareo hoe mampirisika ny vahoaka hikomy. Izao anefa, nofotopotorako teo anatrehanareo izy, dia hitako hoe tsy misy mitombina ny zavatra iampanganareo azy.+
14 ka hoy izy: “Nentinareo teto amiko ity lehilahy ity, dia nolazainareo hoe mampirisika ny vahoaka hikomy. Izao anefa, nofotopotorako teo anatrehanareo izy, dia hitako hoe tsy misy mitombina ny zavatra iampanganareo azy.+