Lioka 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa naheno an’izany anefa izy ireo, dia vao mainka nisisika sady niantsoantso mafy nitaky ny hamonoana azy.* Ary nihorakoraka be izy ireo ka nilefitra izy.+
23 Rehefa naheno an’izany anefa izy ireo, dia vao mainka nisisika sady niantsoantso mafy nitaky ny hamonoana azy.* Ary nihorakoraka be izy ireo ka nilefitra izy.+