Lioka 24:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Raha mbola samy niresadresaka an’izany teo izy ireo, dia tonga nijoro teo afovoany i Jesosy ka niteny hoe: “Fiadanana anie ho anareo!”+
36 Raha mbola samy niresadresaka an’izany teo izy ireo, dia tonga nijoro teo afovoany i Jesosy ka niteny hoe: “Fiadanana anie ho anareo!”+