Jaona 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy lehilahy iray anisan’ny Fariseo. Nikodemosy+ no anarany, ary mpitondra teo amin’ny Jiosy izy.