Jaona 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka niteny taminy hoe: “Raby ô,+ fantatray fa mpampianatra nirahin’Andriamanitra ianao, satria tsy misy mahavita an’ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy ampian’Andriamanitra.”+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:2 lmd lesona 10; w02 1/2 9-11 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:2 Tiavo ny Olona, lesona 10 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2002, p. 9-11
2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka niteny taminy hoe: “Raby ô,+ fantatray fa mpampianatra nirahin’Andriamanitra ianao, satria tsy misy mahavita an’ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy ampian’Andriamanitra.”+