Jaona 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tonga teo amin’i Jaona àry izy ireo, ka niteny hoe: “Raby ô, hitanao moa ilay lehilahy noresahinao taminay iny, ilay niaraka taminao teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana?+ Manao batisa izy izao, dia mankany aminy daholo ny olona.” Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:26 jy 46; gt toko 18 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:26 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 46
26 Tonga teo amin’i Jaona àry izy ireo, ka niteny hoe: “Raby ô, hitanao moa ilay lehilahy noresahinao taminay iny, ilay niaraka taminao teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana?+ Manao batisa izy izao, dia mankany aminy daholo ny olona.”