Jaona 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Jesosy: “Raha mba fantatrao mantsy ilay fanomezana maimaim-poana avy amin’Andriamanitra,+ sy ilay miteny aminao hoe: ‘Mba omeo rano aho hosotroiko’, dia ianao no ho nangataka taminy, ka ho nomeny rano velona.”+
10 Dia hoy i Jesosy: “Raha mba fantatrao mantsy ilay fanomezana maimaim-poana avy amin’Andriamanitra,+ sy ilay miteny aminao hoe: ‘Mba omeo rano aho hosotroiko’, dia ianao no ho nangataka taminy, ka ho nomeny rano velona.”+