Jaona 4:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Tonga tany Kana any Galilia indray izy avy eo, tany amin’ilay nanovany rano ho divay.+ Ary nisy tandapa nanana zanakalahy narary tany Kapernaomy. Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:46 Fandalinana, Boky 2,
46 Tonga tany Kana any Galilia indray izy avy eo, tany amin’ilay nanovany rano ho divay.+ Ary nisy tandapa nanana zanakalahy narary tany Kapernaomy.