Jaona 4:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Nanontaniany àry izy ireo hoe tamin’ny firy ilay zanany no nihatsara. Dia hoy izy ireo: “Omaly tamin’ny ora fahafito* izy no tsy nanavy intsony.” Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:52 gt toko 20 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:52 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1986, p. 9
52 Nanontaniany àry izy ireo hoe tamin’ny firy ilay zanany no nihatsara. Dia hoy izy ireo: “Omaly tamin’ny ora fahafito* izy no tsy nanavy intsony.”