Jaona 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy dobo iray tany Jerosalema, teo akaikin’ny Vavahadin’ondry,+ ary Betizata no niantsoana azy amin’ny teny hebreo. Nisy lala-mitafo dimy izy io. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:2 gl 30-31 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:2 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2, “Tany Soa,” p. 30-31 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1988, p. 31
2 Nisy dobo iray tany Jerosalema, teo akaikin’ny Vavahadin’ondry,+ ary Betizata no niantsoana azy amin’ny teny hebreo. Nisy lala-mitafo dimy izy io.