Jaona 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy. Nihevitra mantsy izy ireo fa tsy nitandrina ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy amin’Andriamanitra.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:18 rs 295; ti 24-25 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:18 Fandresen-dahatra, p. 295 Trinite, p. 24-25 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1988, p. 19
18 Ary vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy. Nihevitra mantsy izy ireo fa tsy nitandrina ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy amin’Andriamanitra.+