19 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Lazaiko marimarina aminareo fa tsy manao na inona na inona araka izay tiany fotsiny ny Zanaka, fa izay hitany ataon’ny Ray ihany no ataony.+ Fa izay rehetra ataon’ny Ray dia izany koa no ataon’ny Zanaka, sady ataony mitovy amin’izay anaovan’ny Ray azy.