Jaona 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa atsangan’ny Ray ny maty ka velominy indray,+ dia hoatr’izany koa fa atsangan’ny Zanaka izay tiany hatsangana.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:21 jy 74; gt toko 30 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:21 Jesosy no Lalana, p. 74 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1986, p. 17
21 Fa atsangan’ny Ray ny maty ka velominy indray,+ dia hoatr’izany koa fa atsangan’ny Zanaka izay tiany hatsangana.+