-
Jaona 6:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nalain’i Jesosy àry ny mofo, dia nanao vavaka fisaorana izy, ary avy eo nozarainy tamin’ireo olona nipetraka teo ilay izy. Hoatr’izany koa no nataony tamin’ny trondro madinika, ka samy nihinana an’izay laniny ny olona.
-