Jaona 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ka nankao anaty sambokely ary niampita ny ranomasina mba ho any Kapernaomy. Efa maizina ny andro tamin’izay, nefa mbola tsy tonga tany amin’izy ireo ihany i Jesosy.+
17 ka nankao anaty sambokely ary niampita ny ranomasina mba ho any Kapernaomy. Efa maizina ny andro tamin’izay, nefa mbola tsy tonga tany amin’izy ireo ihany i Jesosy.+