Jaona 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa nivoy tokony ho dimy na enina kilaometatra* anefa izy ireo, dia hitany nandeha teo ambony ranomasina i Jesosy sady nanatona an’ilay sambokely. Dia natahotra izy ireo. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:19 jy 131; gt toko 53 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:19 Jesosy no Lalana, p. 131 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1881-1908 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1987, p. 8
19 Rehefa nivoy tokony ho dimy na enina kilaometatra* anefa izy ireo, dia hitany nandeha teo ambony ranomasina i Jesosy sady nanatona an’ilay sambokely. Dia natahotra izy ireo.
6:19 Jesosy no Lalana, p. 131 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1881-1908 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1987, p. 8