-
Jaona 6:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Nisy sambokely hafa avy tany Tiberiasy anefa tonga teo akaikin’ilay toerana nihinanan’izy ireo an’ilay mofo nozarain’ny Tompo taorian’ny vavaka fisaorana.
-