Jaona 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Miasà, nefa tsy hoe mba hahazoana sakafo mety simba, fa mba hahazoana sakafo maharitra izay hahazoana fiainana mandrakizay,+ dia ny sakafo homen’ny Zanak’olona anareo. Fa izy no nasian’Andriamanitra Ray tombo-kase hoe ankasitrahany.”+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:27 lff lesona 37; w08 15/4 31 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:27 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 37 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2008, p. 3115/2/1988, p. 6
27 Miasà, nefa tsy hoe mba hahazoana sakafo mety simba, fa mba hahazoana sakafo maharitra izay hahazoana fiainana mandrakizay,+ dia ny sakafo homen’ny Zanak’olona anareo. Fa izy no nasian’Andriamanitra Ray tombo-kase hoe ankasitrahany.”+
6:27 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 37 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2008, p. 3115/2/1988, p. 6