Jaona 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa ny sitrapon’ny Raiko, dia hoe hahazo fiainana mandrakizay+ daholo izay manaiky ny Zanaka ka maneho finoana azy, ary hanangana azy amin’ny maty+ aho amin’ny andro farany.” Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:40 w24.12 8, 12
40 Fa ny sitrapon’ny Raiko, dia hoe hahazo fiainana mandrakizay+ daholo izay manaiky ny Zanaka ka maneho finoana azy, ary hanangana azy amin’ny maty+ aho amin’ny andro farany.”