Jaona 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho ahy,+ fa ianareo afaka mankany foana, na rahoviana na rahoviana.
6 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho ahy,+ fa ianareo afaka mankany foana, na rahoviana na rahoviana.