Jaona 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nitakoritsika be momba azy ny vahoaka. Hoy ny sasany: “Olona tsara fanahy izy.” Fa hoy kosa ny hafa: “Tsy tsara fanahy izy, fa mpamita-bahoaka.”+
12 Ary nitakoritsika be momba azy ny vahoaka. Hoy ny sasany: “Olona tsara fanahy izy.” Fa hoy kosa ny hafa: “Tsy tsara fanahy izy, fa mpamita-bahoaka.”+