Jaona 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Diniho àry izao: Nanome anareo didy momba ny famorana i Mosesy.+ Tsy avy amin’i Mosesy anefa ny famorana, fa avy amin’ny razambenareo.+ Ary manao famorana amin’ny andro sabata ianareo.
22 Diniho àry izao: Nanome anareo didy momba ny famorana i Mosesy.+ Tsy avy amin’i Mosesy anefa ny famorana, fa avy amin’ny razambenareo.+ Ary manao famorana amin’ny andro sabata ianareo.