Jaona 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ianareo aza manao famorana amin’ny andro sabata mba tsy handikana ny Lalàn’i Mosesy. Dia maninona ianareo no tezitra be amiko noho izaho nanasitrana tanteraka olona iray tamin’ny andro sabata?+
23 Ianareo aza manao famorana amin’ny andro sabata mba tsy handikana ny Lalàn’i Mosesy. Dia maninona ianareo no tezitra be amiko noho izaho nanasitrana tanteraka olona iray tamin’ny andro sabata?+